Joshua 21:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Dimna sy ny tany manodidina azy, i Nahalola sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Damnà sy ny manodidina azy, i Naalôla sy ny manodidina azy: tanàna efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Dimnà, ary i Nahalala: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary Dimna sy ny tany manodidina azy ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Dimna sy ny tany manodidina azy, i Nahalola sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
malagasy
ary Dimna sy ny tany manodidina azy ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;