Joshua 21:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy tamin’ny fokon’i Robena dia i Bezera sy ny tany manodidina azy, i Jahaza sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny fokon’i Gada: ilay tanàna fialofan’izay namono olona, dia i Ramôta avy any Galaada sy ny manodidina azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Reobena any atsinanan’i Jôrdàna, dia i Betsera izay tanàna fialofana, i Jahatsà,
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny firenen'i Robena dia Bezera sy ny tany manodidina azy ary Jahaza sy ny tany manodidina azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy tamin’ny fokon’i Robena dia i Bezera sy ny tany manodidina azy, i Jahaza sy ny tany manodidina azy,
malagasy
ary avy tamin'ny firenen'i Robena dia Bezera sy ny tany manodidina azy ary Jahaza sy ny tany manodidina azy,