Joshua 21:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Kedemota sy ny tany manodidina azy, i Mefata sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary koa i Manaïma sy ny manodidina azy, i Hesebona sy ny manodidina azy, i Jazera sy ny manodidina azy: tanàna efatra izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Kedemôta, ary i Mefahata: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Kedemota sy ny tany manodidina azy, i Mefata sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;
malagasy
ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;