Joshua 21:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary avy tamin’ny fokon’i Gada, dia i Ramota any Gileada sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fialofana ho an’izay nahafaty olona, ao koa i Mahanaima sy ny tany manodidina azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Totalin’ny tanàna azon’ny taranak’i Merarì, araka ny fianakaviany tamin’ny loka, dia ny fianakavian’ny Levita sisa: tanàna 12.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tamin’ny fokon’i Gada dia i Ramôta any Gilehada, izay tanàna fialofana, i Mahanaîma,
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny firenen'i Gada dia Ramota any Gileada sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary avy tamin’ny fokon’i Gada, dia i Ramota any Gileada sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fialofana ho an’izay nahafaty olona, ao koa i Mahanaima sy ny tany manodidina azy,
malagasy
ary avy tamin'ny firenen'i Gada dia Ramota any Gileada sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy