Joshua 21:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Hesbona sy ny tany manodidina azy, i Jazera sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny totalin’ny tanànan’ny Levita teo amin’ny fananan’ny zanak’i Israely dia 48 sy ny manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hesbôna, ary i Jahezera: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Hesbona sy ny tany manodidina azy, i Jazera sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra izy rehetra.
malagasy
ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra izy rehetra.