Joshua 21:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanàna rehetra an’ny levita tao anatin’ny lovan’ny Zanak’Israely dia valo amby efapolo, miampy ny tany manodidina azy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomen’i Iaveh an’i Israely avokoa izany, ny tany rehetra nianianany homena ny razany, ka nalain’izy ireo ho fananany sy nonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanàna rehetra azon’ny Levita teo anivon’ny tanin’ny Israelita hafa dia 48 no isany.
Malagasy Bible 1865
Ny tanàna rehetra an'ny Levita teo anatin'ny lovan'ny Zanak'Isiraely dia valo amby efa-polo sy ny tany manodidina azy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanàna rehetra an’ny levita tao anatin’ny lovan’ny Zanak’Israely dia valo amby efapolo, miampy ny tany manodidina azy avy.
malagasy
Ny tanàna rehetra an'ny Levita teo anatin'ny lovan'ny Zanak'Isiraely dia valo amby efa-polo sy ny tany manodidina azy avy.