Joshua 21:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo tanàna ireo dia samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampandry fahalemana azy tamin’ireo manodidina azy i Iaveh, araka ny efa nianianany tamin’ny razany, ka tsy nisy nahatoha azy ny fahavalony na dia iray aza, ary natolotr’i Iaveh teo an-tanany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tanàna rehetra ireo dia samy manana ny kijàna manodidina azy avy.
Malagasy Bible 1865
Ireo tanàna ireo samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo tanàna ireo dia samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo.
malagasy
Ireo tanàna ireo samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo.