Joshua 21:44 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomen’NY TOMPO fitsaharana amin’ny manodidina izy, araka izay rehetra nianianany tamin’ny razany, ka tsy nisy lehilahy tamin’ny fahavalony rehetra nahajanona teo anoloany; fa natolotry NY TOMPO teo an-tanany avokoa ny fahavalony rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampisy fandriam-pahalemana ho azy koa ny TOMPO tamin’ny sisin-tany manodidina azy, araka ny fianianana rehetra efa nataony tamin’ny razambeny. Nampandresen’ny TOMPO ireo fahavalony rehetra izy ka tsy nisy nahatohitra azy mihitsy ireny na iray aza.
Malagasy Bible 1865
Dia nomen'i Jehovah fitsaharana amin'ny manodidina izy, araka izay rehetra nianiananany tamin'ny razany, ka tsy nisy lehilahy tamin'ny fahavalony rehetra nahajanona teo anoloany; fa natolotr'i Jehovah teo an-tànany avokoa ny fahavalony rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomen’NY TOMPO fitsaharana amin’ny manodidina izy, araka izay rehetra nianianany tamin’ny razany, ka tsy nisy lehilahy tamin’ny fahavalony rehetra nahajanona teo anoloany; fa natolotry NY TOMPO teo an-tanany avokoa ny fahavalony rehetra.
malagasy
Dia nomen'i Jehovah fitsaharana amin'ny manodidina izy, araka izay rehetra nianiananany tamin'ny razany, ka tsy nisy lehilahy tamin'ny fahavalony rehetra nahajanona teo anoloany; fa natolotr'i Jehovah teo an-tànany avokoa ny fahavalony rehetra.Tsy nisy latsata na dia kely akory aza ny zava-tsoa rehetra izay nolazain'i Jehovah tamin'ny taranak'Isiraely; fa tanteraka avokoa izany rehetra izany.