Joshua 21:45 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy latsaka na dia kely akory aza ny zava-tsoa rehetra izay nolazain’NY TOMPO tamin’ny taranak’Israely; fa tanteraka avokoa izany rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tanteraka avokoa ny zava-tsoa rehetra nambaran’ny TOMPO tamin’ny Israelita fa tsy nisy latsaka.
Malagasy Bible 1865
Tsy nisy latsata na dia kely akory aza ny zava-tsoa rehetra izay nolazain'i Jehovah tamin'ny taranak'Isiraely; fa tanteraka avokoa izany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy latsaka na dia kely akory aza ny zava-tsoa rehetra izay nolazain’NY TOMPO tamin’ny taranak’Israely; fa tanteraka avokoa izany rehetra izany.
malagasy