Joshua 21:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara azon’ny taranak’i Kehata sisa tamin’ny antsapaka dia tanàna folo, avy tamin’ny fokon’i Efraima sy ny fokon’i Dana ary ny antsasaky ny fokon’i Manase.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tanàna 10 tamin’ny fianakaviana, fokon’i Efraima sy fokon’i Dana, ary antsasa-pokon’i Manase, no azon’ny taranak’i Kaata sisa, tamin’ny loka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny azon’ny taranak’i Kehata sisa kosa tamin’ny antsapaka dia tanàna folo avy tamin’ny fokon’i Efraîma sy fokon’i Dana ary antsasa-pokon’i Manase any andrefana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loka azon'ny taranak'i Kehata sisa dia tanàna folo, avy tamin'ny fokon'ny firenen'i Efraima sy ny firenen'i Dana ary ny antsasaky ny firenen'i Manase.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara azon’ny taranak’i Kehata sisa tamin’ny antsapaka dia tanàna folo, avy tamin’ny fokon’i Efraima sy ny fokon’i Dana ary ny antsasaky ny fokon’i Manase.
malagasy
Ary ny loka azon'ny taranak'i Kehata sisa dia tanàna folo, avy tamin'ny fokon'ny firenen'i Efraima sy ny firenen'i Dana ary ny antsasaky ny firenen'i Manase.