Joshua 21:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara azon’ny taranak’i Merary isam-pokony tamin’ny antsapaka dia tanàna roa amby folo, avy tamin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary fokon’i Zebolona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tanàna 12 tamin’ny fokon-dRobena, sy fokon’i Gada, ary fokon’i Zabolôna, no azon’ny taranak’i Merarì, araka ny fianakaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny azon’ny taranak’i Merarỳ kosa dia tanàna 12 avy tamin’ny fokon’i Reobena sy fokon’i Gada ary fokon’i Zebolòna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loka azon'ny taranak'i Merary isam-pokony dia tanàna roa ambin'ny folo, avy tamin'ny firenen'i Robena sy ny firenen'i Gada ary ny firenen'i Zebolona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara azon’ny taranak’i Merary isam-pokony tamin’ny antsapaka dia tanàna roa amby folo, avy tamin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary fokon’i Zebolona.
malagasy
Ary ny loka azon'ny taranak'i Merary isam-pokony dia tanàna roa ambin'ny folo, avy tamin'ny firenen'i Robena sy ny firenen'i Gada ary ny firenen'i Zebolona.