Joshua 21:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomen’ny Zanak’Israely ny levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy avy, araka izay nandidian’NY TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo sy ny tany manodidina azy no nomen’ny zanak’i Israely tamin’ny loka, ho an’ny taranak’i Levỳ, araka ny didy nomen’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tanàna ireo mbamin’ny kijàna manodidina azy avy dia tamin’ny antsapaka no nanomezan’ny Israelita azy ny Levita, araka izay efa nandidian’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Dia nomen'ny Zanak'Isiraely ny Levita tamin'ny filokana ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy avy, araka izay nasain'i Jehovah nandidian'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomen’ny Zanak’Israely ny levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy avy, araka izay nandidian’NY TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.
malagasy
Dia nomen'ny Zanak'Isiraely ny Levita tamin'ny filokana ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy avy, araka izay nasain'i Jehovah nandidian'i Mosesy.