Joshua 21:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomen’ny zanak’Israely avy tamin’ny foko taranak’i Joda sy ny foko taranak’i Simeona ireto tanàna hotononina anarana ireto,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanàna nomeny avy tamin’ny fokon-taranak’i Jodà, sy fokon-taranak’i Simeôna, dia ireto voatondro amin’ny anarany avy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no anaran’ireo tanàna avy tamin’ny fokon’i Joda sy fokon’i Simehôna,
Malagasy Bible 1865
Dia nomeny avy tamin'ny firenena taranak'i Joda sy ny firenena taranak'i Simeona ireto tanàna hotononina ireto,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomen’ny zanak’Israely avy tamin’ny foko taranak’i Joda sy ny foko taranak’i Simeona ireto tanàna hotononina anarana ireto,
malagasy
Dia nomeny avy tamin'ny firenena taranak'i Joda sy ny firenena taranak'i Simeona ireto tanàna hotononina ireto,