Joshua 22:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay dia nantsoin’i Josoa ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nantsoin’i Jôsoe tamin’izay ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novorîn’i Josoa ny vatan-dehilahy tao amin’ny fokon’i Reobena sy fokon’i Gada ary antsasa-pokon’i Manase any atsinanana,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay dia nantsoin'i Josoa ny Robenita sy ny Gadita sy ny antsasaky ny firenen'i Manase,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay dia nantsoin’i Josoa ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase
malagasy
[Ny nampodiana ny firenena roa sy sasany any an-dafy atsinanan'i Jordana, sy nanorenany ilay alitara teo amoron'i Jordana, ary ny nataon'ny firenena sasany tamin'izany. ] Ary tamin'izay dia nantsoin'i Josoa ny Robenita sy ny Gadita sy ny antsasaky ny firenen'i Manase,