Joshua 22:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga teo amoron’i Jordana teo amin’ny tany Kanana ny taranak’i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nanorina alitara teo, ary lehibe ny fijery izany alitara izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga teo amin’ny faritanin’i Jordany, izay anisan’ny tany Kanaana, ny tarana-dRobena, sy ny taranak’i Gada, ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia nanorina ôtely teo amoron’i Jordany, ary lehibe no fijery izany ôtely izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony tonga tao Gelilôta teo amoron’i Jôrdàna sady mbola tao amin’ny tany Kanahàna izy telo tonta, dia nanorina alitara lehibe mahatalanjona teo amoron’ny renirano.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tonga teo amoron'i Jordana eo amin'ny tany Kanana ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, dia nanorina alitara teo izy, ary lehibe ny fijery izany alitara izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga teo amoron’i Jordana teo amin’ny tany Kanana ny taranak’i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nanorina alitara teo, ary lehibe ny fijery izany alitara izany.
malagasy
Ary raha tonga teo amoron'i Jordana eo amin'ny tany Kanana ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, dia nanorina alitara teo izy, ary lehibe ny fijery izany alitara izany.