Joshua 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny Zanak’Israely izany dia niangona tao Silo ny fiangonana dia ny Zanak’Israely manontolo, mba hiakatra hiady aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny zanak’i Israely dia nivory tao Silô ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra mba hiakatra hamely azy sy hanafika azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nandre izany ny fiangonan’ny Israelita tandrefana tsivakivolo, dia nifamory tao Silao izy rehetra mba handeha hiady amin’ireo foko tatsinanana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'ny Zanak'Isiraely izany, dia niangona tao Silo ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, mba hiakatra hiady aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny Zanak’Israely izany dia niangona tao Silo ny fiangonana dia ny Zanak’Israely manontolo, mba hiakatra hiady aminy.
malagasy
Ary nony ren'ny Zanak'Isiraely izany, dia niangona tao Silo ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, mba hiakatra hiady aminy.