Joshua 22:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naniraka an’i Finehasa, zanak’i Eleazara mpisorona, ny Zanak’Israely ho any amin’ny taranak’i Robena sy i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, any amin’ny tany Gileada;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirahin’ny zanak’i Israely ho any amin’ny tarana-dRobena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, any amin’ny tany Galaada, i Finea zanak’i Eleazara mpisorona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naniraka an’i Pinehasa zanakalahin’i Elehazara mpisorona ry zareo hiresaka amin’ny taranak’i Reobena sy taranak’i Gada ary antsasa-pokon’i Manase any Gilehada.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka an'i Finehasa, zanak'i Eleazara mpisorona, ny Zanak'Isiraely ho any amin'ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, any amin'ny tany Gileada,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naniraka an’i Finehasa, zanak’i Eleazara mpisorona, ny Zanak’Israely ho any amin’ny taranak’i Robena sy i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, any amin’ny tany Gileada;
malagasy
Dia naniraka an'i Finehasa, zanak'i Eleazara mpisorona, ny Zanak'Isiraely ho any amin'ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, any amin'ny tany Gileada,