Joshua 22:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nisy loholona folo lahy koa niaraka taminy, dia loholona iray isam-poko tamin’ny Israely rehetra: Samy lohan’ny fianakaviany tamin’ny arivon’ny Israely ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nomban’ny loholona folo lahy, dia loham-pokom-pianakaviana tamin’ny isan’arivon’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka taminy koa ny loholona folo, iray isaky ny foko; izy rehetra ireo dia samy loham-pianakaviana tamin’ny isan’arivo israelita.
Malagasy Bible 1865
sy loholona folo lahy koa niaraka taminy, dia loholona iray isam-pirenena tamin'ny Isiraely rehetra: samy lohan'ny fianakaviany tamin'ny arivon'ny Isiraely ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nisy loholona folo lahy koa niaraka taminy, dia loholona iray isam-poko tamin’ny Israely rehetra: Samy lohan’ny fianakaviany tamin’ny arivon’ny Israely ireo.
malagasy
sy loholona folo lahy koa niaraka taminy, dia loholona iray isam-pirenena tamin'ny Isiraely rehetra: samy lohan'ny fianakaviany tamin'ny arivon'ny Isiraely ireo.