Joshua 22:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tany amin’ny taranak’i Robena sy i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase tany amin’ny tany Gileada ireo ka niteny taminy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany amin’ny tarana-dRobena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase any amin’ny tany Galaada izy ireo dia niteny taminy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tany amin’ny taranak’i Reobena sy taranak’i Gada ary antsasa-pokon’i Manase tany Gilehada ireo iraka ireo ka niresaka taminy
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tany amin'ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase tany amin'ny tany Gileada ireo ka niteny taminy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tany amin’ny taranak’i Robena sy i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase tany amin’ny tany Gileada ireo ka niteny taminy hoe:
malagasy
Dia tonga tany amin'ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase tany amin'ny tany Gileada ireo ka niteny taminy hoe: