Joshua 22:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’ny fiangonan’NY TOMPO rehetra: Inona izato fahotana nataonareo amin’Andriamanitry ny Israely, no dia niala tamin’ny fanarahana NY TOMPO ianareo androany tamin’ny nanorenanareo alitara ka mikomy amin’NY TOMPO ankehitriny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lazain’ny fiangonan’i Iaveh rehetra: ‹Inona izato fahotana nataonareo tamin’ny Andriamanitr’i Israely, fa niala tamin’i Iaveh androany ianareo, tamin’ny nanorenanareo ôtely hiodinanareo amin’i Iaveh androany?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nampita izay voalazan’ny fiangonan’ny TOMPO tsivakivolo hoe: –Inona izao fahotana nataonareo tamin’Andriamanitr’i Israely izao? Nahoana ianareo no miala amin’ny fanarahana Azy TOMPO ankehitriny? Fa tamin’ny nanorenanareo alitara ho anareo, dia mikomy amin’ny TOMPO ianareo!
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'ny fiangonan'i Jehovah rehetra: Inona izato fahotana nataonareo amin'Andriamanitry ny Isiraely, no niala tamin'ny fanarahana an'i Jehovah ianareo androany tamin'ny nanorenanareo alitara ka miodina amin i Jehovah ankehitriny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’ny fiangonan’NY TOMPO rehetra: Inona izato fahotana nataonareo amin’Andriamanitry ny Israely, no dia niala tamin’ny fanarahana NY TOMPO ianareo androany tamin’ny nanorenanareo alitara ka mikomy amin’NY TOMPO ankehitriny?
malagasy