Joshua 22:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin’i Peora izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin’izany mandraka androany, na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin’ny fiangonan’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ampy ho antsika va ny heloka tamin’i Fogôra, nefa mbola tsy nahadio tena ho afaka amin’izany isika mandraka androany, na dia efa nasian’ny loza aza ny fiangonan’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa mbola tsy ampy ho antsika ve ny heloka tao Pehôra, izay tsy mbola nodiovina ho afaka amintsika mandraka androany na dia efa nisy aza ny aretina nahavoa antsika fiangonan’ny TOMPO?
Malagasy Bible 1865
Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin'i Peora, izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin'izany mandraka androany na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin'ny fiangonan'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin’i Peora izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin’izany mandraka androany, na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin’ny fiangonan’NY TOMPO,
malagasy