Joshua 22:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
no dia mikomy miala amin’ny fanarahana NY TOMPO ianareo anio? Raha mikomy amin’NY TOMPO ianareo anio dia ho tezitra amin’ny fiangonan’ny Israely manontolo Izy rahampitso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no dia miodina miala amin’i Iaveh koa ianareo anio? Raha miodina amin’i Iaveh anefa anio, dia ho tezitra amin’ny fiangonan’i Israely rehetra Izy rahampitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny dia miala amin’ny fanarahana ny TOMPO ianareo. Koa raha mikomy amin’ny TOMPO ianareo anio, dia ho tezitra amin’ny fiangonan’ny Israelita tsivakivolo Izy rahampitso.
Malagasy Bible 1865
no dia mihodina miala amin'ny fanarahana an'i Jehovah ianareo anio? Raha miodina amin'i Jehovah ianareo anio, dia ho tezitra amin'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, Izy rahampitso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
no dia mikomy miala amin’ny fanarahana NY TOMPO ianareo anio? Raha mikomy amin’NY TOMPO ianareo anio dia ho tezitra amin’ny fiangonan’ny Israely manontolo Izy rahampitso.
malagasy
no dia mihodina miala amin'ny fanarahana an'i Jehovah ianareo anio? Raha miodina amin'i Jehovah ianareo anio, dia ho tezitra amin'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, Izy rahampitso.