Joshua 22:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy izy taminy: Ianareo dia efa nitandrina izay rehetra nandidian’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, anareo sady efa nihaino ny feoko koa tamin’izay rehetra nandidiako anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy tamin’izy ireo: «Efa notovinareo ny zavatra rehetra nandidian’i Môizy mpanompon’i Iaveh anareo efa nohenoinareo tamin’izay rehetra nandidiako anareo ny feoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nilazany hoe: –Efa notandremanareo avokoa izay rehetra nandidian’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO anareo, ary nankatoavinareo aho tamin’izay rehetra nasaiko nataonareo.
Malagasy Bible 1865
ka hoy izy taminy: Hianareo efa nitandrina izay rehetra nandidian'i Mosesy mpanompon'i Jehovah anareo sady efa nihaino ny feoko koa tamin izay rehetra nandidiako anareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy izy taminy: Ianareo dia efa nitandrina izay rehetra nandidian’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, anareo sady efa nihaino ny feoko koa tamin’izay rehetra nandidiako anareo;
malagasy
ka hoy izy taminy: Hianareo efa nitandrina izay rehetra nandidian'i Mosesy mpanompon'i Jehovah anareo sady efa nihaino ny feoko koa tamin izay rehetra nandidiako anareo;