Joshua 22:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ny taranak’i Robena sy i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase ka niteny tamin’ny mpifehy arivo tamin’ny Israely hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny tarana-dRobena ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, ka nanao tamin’ireo mpifehy isan’arivon’i Israely hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny taranak’i Reobena sy taranak’i Gada ary antsasa-pokon’i Manase ka nanambara tamin’iretsy iraka israelita mpifehy arivo hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase ka nanao tamin'ny mpifehy arivo tamin'ny Isiraely hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ny taranak’i Robena sy i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase ka niteny tamin’ny mpifehy arivo tamin’ny Israely hoe:
malagasy
Dia namaly ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase ka nanao tamin'ny mpifehy arivo tamin'ny Isiraely hoe: