Joshua 22:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tahotra tokoa no anton’ny nanaovanay izao; fa hoy izahay: Rahatrizay dia hanontany ny taranakay ny taranakareo hoe: Moa mifaninona akory ianareo sy NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy tahotra ny hihatra aminay kosa no nanaovanay izany, fa hoy izahay: Indray andro any, ny taranakareo hilaza amin’ny taranakay hoe: Mifaninona akory moa ianareo sy i Iaveh Andriamanitr’i Israely?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, fa raha nanao izao zavatra izao izahay, dia natahotra fandao any aoriana any ny taranakareo hiteny amin’ny taranakay hoe: «Inona moa no ifandraisanareo sy ny TOMPO Andriamanitr’i Israely?
Malagasy Bible 1865
fa tahotra tokoa no anton'ny nanaovanay izao; fa hoy izahay: Rahatrizay dia hanontany ny taranakay ny taranakareo hoe: Moa mifaninona akory ianareo sy Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tahotra tokoa no anton’ny nanaovanay izao; fa hoy izahay: Rahatrizay dia hanontany ny taranakay ny taranakareo hoe: Moa mifaninona akory ianareo sy NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely?
malagasy
fa tahotra tokoa no anton'ny nanaovanay izao; fa hoy izahay: Rahatrizay dia hanontany ny taranakay ny taranakareo hoe: Moa mifaninona akory ianareo sy Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely?