Joshua 22:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izahay: Aoka isika hanorina alitara ho antsika, tsy hanolorana fanatitra dorana manontolo anefa, na fanatitra hafa alatsa-dra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nifampilaza izahay hoe: Andeha isika hanorina ôtely anankiray, tsy hanaterana sorona dorana, na sorona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nahatonga anay hanapa-kevitra hanao io alitara io, saingy tsy hanaterana sorona dorana manontolo na sorona hafa;
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izahay: Aoka isika hanorina alitara ho antsika, tsy hanaterana fanatitra dorana anefa, na fanatitra hafa alatsa-drà,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izahay: Aoka isika hanorina alitara ho antsika, tsy hanolorana fanatitra dorana manontolo anefa, na fanatitra hafa alatsa-dra,
malagasy
Dia hoy izahay: Aoka isika hanorina alitara ho antsika, tsy hanaterana fanatitra dorana anefa, na fanatitra hafa alatsa-drà,