Joshua 22:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin’izany andro maro izany ka mandraka androany fa notandremanareo ny lalàna nasain’NY TOMPO Andriamanitrareo hotandremanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nandao ny rahalahinareo ianareo, hatramin’izay andro lava izay ka mandraka androany, ka nitandrina tsara ny didin’i Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra izay andro marobe izay ka mandraka ankehitriny dia tsy nilaozanareo ny mpiray firenena aminareo fa ny baikon’ny TOMPO Andriamanitrareo no tena notandremanareo.
Malagasy Bible 1865
tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin'izany andro maro izany ka mandraka androany fa notandremanareo ny lalàna nasain'i Jehovah Andriamanitrareo notandremanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin’izany andro maro izany ka mandraka androany fa notandremanareo ny lalàna nasain’NY TOMPO Andriamanitrareo hotandremanareo.
malagasy
tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin'izany andro maro izany ka mandraka androany fa notandremanareo ny lalàna nasain'i Jehovah Andriamanitrareo notandremanareo.