Joshua 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny dia efa nomen’NY TOMPO Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka izay nolazainy taminy; koa modia ankehitriny ka mankanesa any amin’ny tranolainareo avy, ho any amin’ny taninareo, izay nandidian’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, anareo any andafin’i Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, efa nomen’i Iaveh Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka ny efa nolazainy taminy; koa modia ary mankanesa any amin’ny lainareo, any amin’ny tany izay anareo, izay nomen’i Môizy mpanompon’i Iaveh anareo, any andafin’i Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, araka izay efa nampanantenainy, dia nomen’ny TOMPO Andriamanitrareo fandriampahalemana ny mpiray firenena aminareo; koa mahazo miverina any an-dainareo ianareo ankehitriny, any amin’ny tany izay efa nomen’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO ho anareo eny ampita atsinanan’i Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny dia efa nomen'i Jehovah Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka izay nolazainy taminy; koa modia ankehitriny, ka mankanesa any amin'ny lainareo avy, ho any amin'ny taninareo, izay nomen'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, anareo any an-dafin'i Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny dia efa nomen’NY TOMPO Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka izay nolazainy taminy; koa modia ankehitriny ka mankanesa any amin’ny tranolainareo avy, ho any amin’ny taninareo, izay nandidian’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, anareo any andafin’i Jordana.
malagasy