Joshua 22:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nomen’i Mosesy lova tany Basana; fa ny antsasany kosa dia nomen’i Josoa teo amin’ny rahalahiny etỳ andafy andrefan’i Jordana. Ary raha nampodìn’i Josoa ho any amin’ny tranolainy koa ireo dia notsofiny rano
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Môizy no nanome faritany, any amin’i Basàna, ho an’ny antsasaky ny fokon’i Manase, ary i Jôsoe kosa no nanome faritany ny antsasany sisa amin’ny rahalahiny atỳ an-dafin’i Jordany atỳ andrefana. Nony nampody azy ireo ho any an-dainy i Jôsoe dia nitso-drano azy,
Malagasy Bible 1865
Ary ny antsasaky ny firenen'i Manase efa nomen'i Mosesy lova tany Basana; fa ny antsasany kosa efa nomen'i Josoa teo amin'ny rahalahiny etỳ an-dafy andrefan'i Jordana. Ary raha nampodin'i Josoa ho any amin'ny lainy koa ireo, dia notsofiny rano izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nomen’i Mosesy lova tany Basana; fa ny antsasany kosa dia nomen’i Josoa teo amin’ny rahalahiny etỳ andafy andrefan’i Jordana. Ary raha nampodìn’i Josoa ho any amin’ny tranolainy koa ireo dia notsofiny rano
malagasy