Joshua 23:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehilahy iray aminareo dia manenjika ny arivo; fa NY TOMPO Andriamanitrareo, Izy no miady ho anareo, araka izay nolazainy taminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iray taminareo no nanenjika arivo fa i Iaveh Andriamanitrareo no niady ho anareo, araka ny efa voalazany taminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa lehilahy iray taminareo no nampandositra fahavalo arivo satria ny TOMPO Andriamanitrareo mihitsy no niady ho anareo, araka izay efa nampanantenainy anareo.
Malagasy Bible 1865
Ny lehilahy iray aminareo manenjika ny arivo; fa Jehovah Andriamanitrareo, Izy no miady ho anareo, araka izay nolazainy taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehilahy iray aminareo dia manenjika ny arivo; fa NY TOMPO Andriamanitrareo, Izy no miady ho anareo, araka izay nolazainy taminareo.
malagasy
Ny lehilahy iray aminareo manenjika ny arivo; fa Jehovah Andriamanitrareo, Izy no miady ho anareo, araka izay nolazainy taminareo.