Joshua 23:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo tsara ny fanahinareo mba ho tia NY TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitandrema tena ianareo hitiavanareo an’i Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mitandrema tena ianareo mba hitia ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Dia tandremo tsara ny fanahinareo mba ho tia an'i Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo tsara ny fanahinareo mba ho tia NY TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Dia tandremo tsara ny fanahinareo mba ho tia an'i Jehovah Andriamanitrareo.