Joshua 23:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mihemotra ianareo ka miray amin’ireo firenena sisa eo aminareo ireo ary mifanambady aminy ka miditra ao aminy, ary izy kosa ao aminareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mivily ianareo, ka miray amin’ireo firenena sisa tafatoetra eo aminareo sy mifanambady amin’izy ireo, ianareo miharo aminy izy miharo aminareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tàhiny miodina aminy ianareo ka mikambana amin’ireo firenena izay mbola tavela eo aminareo, raha mifanambady aminy ianareo ka mifangaro aminy,
Malagasy Bible 1865
Fa raha mihemotra ianareo ka miray aminareo ireo firenena sisa eo aminareo ireo ary mifanambady aminy ka miditra ao aminy, ary izy kosa ao aminareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mihemotra ianareo ka miray amin’ireo firenena sisa eo aminareo ireo ary mifanambady aminy ka miditra ao aminy, ary izy kosa ao aminareo,
malagasy
Fa raha mihemotra ianareo ka miray aminareo ireo firenena sisa eo aminareo ireo ary mifanambady aminy ka miditra ao aminy, ary izy kosa ao aminareo,