Joshua 23:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izay hivadihanareo ny faneken’NY TOMPO Andriamanitrareo izay nandidiany anareo sy handehananareo hanompo ireo andriamanitra hafa ary hiankohofanareo eo anatrehany dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’NY TOMPO ary ho lany ringana haingana ianareo tsy ho eo amin’ny tany soa nomeny anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mandika ny faneken’i Iaveh Andriamanitrareo izay nandidiany anareo ianareo ka mandeha manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anoloan’ireny dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’i Iaveh, ka vetivety dia ho lany ringana tsy ho eo amin’ny tany soa nomeny anareo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha tàhiny ialànareo ny fanekempihavanana izay efa nandidian’Izy TOMPO Andriamanitrareo anareo; ary raha mandeha manompo andriamani-kafa ianareo ka hiankohoka eo anatrehan’ireo, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’ny TOMPO ka ho levona faingana tsy ho eto amin’ity tany soa nomeny anareo ity ianareo.
Malagasy Bible 1865
Amin'izay hivadihanareo ny faneken'i Jehovah Andriamanitrareo, izay nandidiany anareo, sy handehananareo hanompo ireo andriamani-kafa ary hiankohofanareo eo anatrehany, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran'i Jehovah, ary ho lany ringana faingana ianareo tsy ho eo amin'ny tany soa nomeny anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izay hivadihanareo ny faneken’NY TOMPO Andriamanitrareo izay nandidiany anareo sy handehananareo hanompo ireo andriamanitra hafa ary hiankohofanareo eo anatrehany dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’NY TOMPO ary ho lany ringana haingana ianareo tsy ho eo amin’ny tany soa nomeny anareo.
malagasy