Joshua 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nantsoin’i Josoa ny Israely rehetra, dia ny loholony, ny lehibeny, ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy ka hoy izy taminy: Efa zokiolona aho izao ka mandroso fahanterana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nantsoin’i Jôsoe avokoa i Israely rehetra, ny loholony, ny lehibeny, ny mpitsara azy, ary ny manamboninahiny, ka hoy izy taminy: «Efa zokiolona sy mandroso fahanterana aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa nantsoiny avokoa ny Israelita rehetra, anisan’izany ireo loholony sy lehibeny ary mpitsarany sy manamboninahiny, ka nilazany hoe: –Efa antitra be aho izao.
Malagasy Bible 1865
dia nantsoin'i Josoa ny Isiraely rehetra, dia ny loholony sy ny lehibeny sy ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy, ka hoy izy taminy: Efa zoki-olona aho izao ka mandroso fahanterana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nantsoin’i Josoa ny Israely rehetra, dia ny loholony, ny lehibeny, ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy ka hoy izy taminy: Efa zokiolona aho izao ka mandroso fahanterana,
malagasy
dia nantsoin'i Josoa ny Isiraely rehetra, dia ny loholony sy ny lehibeny sy ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy, ka hoy izy taminy: Efa zoki-olona aho izao ka mandroso fahanterana,