Joshua 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ianareo dia efa nahita izay rehetra nataon’NY TOMPO Andriamanitrareo tamin’ireo firenena rehetra ireo teo anoloanareo; fa NY TOMPO Andriamanitrareo no niady ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa hitanareo izay rehetra nataon’i Iaveh Andriamanitrareo tamin’ny firenena rehetra teo anoloanareo, fa i Iaveh Andriamanitrareo no niady ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitanareo avokoa izay nataon’ny TOMPO Andriamanitrareo tamin’ireo firenena rehetra teo anoloanareo, fa ny TOMPO Andriamanitrareo mihitsy no niady ho anareo.
Malagasy Bible 1865
ary ianareo efa nahita izay rehetra nataon'i Jehovah Andriamanitrareo tamin'ireo firenena rehetra ireo teo anoloanareo; fa Jehovah Andriamanitrareo no niady ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ianareo dia efa nahita izay rehetra nataon’NY TOMPO Andriamanitrareo tamin’ireo firenena rehetra ireo teo anoloanareo; fa NY TOMPO Andriamanitrareo no niady ho anareo.
malagasy
ary ianareo efa nahita izay rehetra nataon'i Jehovah Andriamanitrareo tamin'ireo firenena rehetra ireo teo anoloanareo; fa Jehovah Andriamanitrareo no niady ho anareo.