Joshua 23:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO Andriamanitrareo, Izy no handroaka ireny eo anoloanareo, dia hampiala azy eo anoloanareo. Ary handova ny taniny ianareo araka izay nolazain’NY TOMPO Andriamanitrareo taminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh Andriamanitrareo hampandositra ireny eo anoloanareo sy handroaka azy eo anoloanareo, ka ho lasanareo ny taniny, araka ny efa voalazan’i Iaveh Andriamanitrareo taminareo».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny TOMPO Andriamanitrareo mihitsy no handroaka ireo firenena mbola tavela ireo sy hampandositra azy eo anoloanareo; ka hanjary ho fanananareo ny taniny araka izay efa nampanantenain’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah Andriamanitrareo, Izy no handroaka ireny eo anoloanareo, dia hampiala azy eo anoloanareo; ary handova ny taniny ianareo araka izay nolazain'i Jehovah Andriamanitrareo taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO Andriamanitrareo, Izy no handroaka ireny eo anoloanareo, dia hampiala azy eo anoloanareo. Ary handova ny taniny ianareo araka izay nolazain’NY TOMPO Andriamanitrareo taminareo.
malagasy
Ary Jehovah Andriamanitrareo, Izy no handroaka ireny eo anoloanareo, dia hampiala azy eo anoloanareo; ary handova ny taniny ianareo araka izay nolazain'i Jehovah Andriamanitrareo taminareo.