Joshua 23:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mahereza tsara ianareo mitandrina sy manatanteraka izay rehetra voasoratra ao amin’ny bokin’ny lalànan’i Mosesy, mba tsy hivilianareo hiala aminy, na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa misehoa ho be herim-po amin’ny fitandremana amam-panarahana izay rehetra eo amin’ny bokin’ny lalàn’i Môizy, fa aza mivily na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany aoka ho hentitra mihitsy ianareo hitandrina sy hanatanteraka izay rehetra voasoratra ao amin’ilay bokin’ny lalànan’i Mosesy, ka aza misy anaovana tsirambina na kely aza.
Malagasy Bible 1865
Dia mahereza tsara ianareo hitandrina sy hanao izay rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàn'i Mosesy, mba tsy hivilianareo hiala aminy na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mahereza tsara ianareo mitandrina sy manatanteraka izay rehetra voasoratra ao amin’ny bokin’ny lalànan’i Mosesy, mba tsy hivilianareo hiala aminy, na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia,
malagasy
Dia mahereza tsara ianareo hitandrina sy hanao izay rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàn'i Mosesy, mba tsy hivilianareo hiala aminy na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia,