Joshua 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy hankanesanareo any amin’ireo firenena sisa eo aminareo ireo. Ny anaran’ny andriamaniny dia aoka tsy hotononinareo na hampianiananareo akory, ary aza manompo azy na miankohoka eo anatrehany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aza miharo amin’ireo firenena izay mbola tavela eo aminareo, aza miantso ny anaran’izay andriamanitr’ireo na mianiana na miankohoka eo anoloan’ireny ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mifangaro amin’ireo firenena izay mbola tavela eo aminareo; aza miantso ny anaran’andriamaniny na mampiasa izany hianianana; aza mivavaka aminy na miankohoka eo anatrehany;
Malagasy Bible 1865
mba tsy hankanesanareo any amin'ireo firenena sisa eo aminareo ireo; ny anaran'ny andriamaniny dia aoka tsy hotononinareo na hampianiananareo akory, ary aza manompo azy na miankohoka eo anatrehany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy hankanesanareo any amin’ireo firenena sisa eo aminareo ireo. Ny anaran’ny andriamaniny dia aoka tsy hotononinareo na hampianiananareo akory, ary aza manompo azy na miankohoka eo anatrehany;
malagasy
mba tsy hankanesanareo any amin'ireo firenena sisa eo aminareo ireo; ny anaran'ny andriamaniny dia aoka tsy hotononinareo na hampianiananareo akory, ary aza manompo azy na miankohoka eo anatrehany;