Joshua 23:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa NY TOMPO Andriamanitrareo ihany no ifikiro, araka ny nataonareo mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa miraiketa amin’i Iaveh Andriamanitrareo, araka ny nataonareo mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny TOMPO Andriamanitrareo ihany no ifikiro, tahaka izay efa nataonareo mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
fa Jehovah Andriamanitrareo ihany no ifikiro, araka ny nataonareo mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa NY TOMPO Andriamanitrareo ihany no ifikiro, araka ny nataonareo mandraka androany.
malagasy
fa Jehovah Andriamanitrareo ihany no ifikiro, araka ny nataonareo mandraka androany.