Joshua 23:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nandroaka firenena lehibe sy mahery teo anoloanareo NY TOMPO; ary tsy nisy olona nahajanona teo anoloanareo mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Firenena lehibe sy mahery no noroahin’i Iaveh teo anoloanareo, ka tsy nisy olona nahatoha anareo mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Firenena lehibe sy mahery no efa noroahin’ny TOMPO teo anoloanareo, ka tsy nisy olona nahatohitra anareo mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Fa nandroaka firenena lehibe sy mahery teo anoloanareo Jehovah; ary dia tsy nisy olona nahajanona teo anoloanareo mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nandroaka firenena lehibe sy mahery teo anoloanareo NY TOMPO; ary tsy nisy olona nahajanona teo anoloanareo mandraka androany.
malagasy
Fa nandroaka firenena lehibe sy mahery teo anoloanareo Jehovah; ary dia tsy nisy olona nahajanona teo anoloanareo mandraka androany.