Joshua 24:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nety nihaino an’i Balama anefa Aho, koa nitahy anareo tokoa izy ary namonjy anareo tamin’ny tanany Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy nety nihaino an’i Balaama aho, ka nitso-drano anareo izy, dia voavonjiko tamin’ny tanan’i Balàka ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa tsy nanaiky hihaino an’i Bilehama Aho, ka voatery nitsodrano anareo i Bilehama ary nafahako tsy ho azon’ny tanan’i Balàka ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nety nihaino an'i Balama Aho, koa nitahy anareo tokoa izy; ka dia namonjy anareo tamin'ny tànany Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nety nihaino an’i Balama anefa Aho, koa nitahy anareo tokoa izy ary namonjy anareo tamin’ny tanany Aho.
malagasy
Fa tsy nety nihaino an'i Balama Aho, koa nitahy anareo tokoa izy; ka dia namonjy anareo tamin'ny tànany Aho.