Joshua 24:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nita an’i Jordana ianareo ka nankany Jeriko; dia niady taminareo ny mponina tao Jeriko mbamin’ny Amorita, ny Perizita, ny Kananita, ny Hetita, ny Girgasita, ny Hivita ary ny Jebosita, ka natolotro teo an-tananareo ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nita an’i Jordany ianareo, dia tonga tao Jerikô; niady taminareo ny mponina tao Jerikô, ny Amôreana, ny Ferezeanina, ny Kananeanina, ny Heteanina, ny Gergeseanina, ny Heveanina ary ny Jeboseanina; ka natolotro teo an-tananareo ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niampita an’i Jôrdàna ianareo ka tonga tao Jerikao; ary niady taminareo ny mponina tao Jerikao, toy izany koa ny Amôrita sy Perizita, ny Kanahanita sy Hetita, ny Girgasita sy Hivita ary Jebosita nefa samy natolotro tao an-tananareo ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary nita an'i Jordana ianareo ka nankany Jeriko; dia niady taminareo ny mponina tao Jeriko mbamin'ny Amorita sy ny Perizita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Girgasita sy ny Hivita ary ny Jebosita, ka natolotro teo an-tananareo ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nita an’i Jordana ianareo ka nankany Jeriko; dia niady taminareo ny mponina tao Jeriko mbamin’ny Amorita, ny Perizita, ny Kananita, ny Hetita, ny Girgasita, ny Hivita ary ny Jebosita, ka natolotro teo an-tananareo ireny.
malagasy