Joshua 24:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampandehaniko teo anoloanareo ny fanenitra izay nandroaka ny mpanjaka roa tamin’ny Amorita teo anoloanareo, fa tsy tamin’ny sabatrao na tamin’ny tsipìkanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalefako teo alohanareo ny fanenitra izay nandroaka an’ireny teo anoloanareo, mbamin’ny mpanjaka roa tamin’ny Amôreana: tsy tamin’ny sabatra aman-tsipìkanareo no nahatanterahan’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandefasako takola-panenitra teo alohanareo ka ireny no nampandositra ireo mpanjaka amôrita anankiroa teo anoloanareo, fa tsy ny sabatrareo na ny tsipîkanareo velively.
Malagasy Bible 1865
Dia nampandehaniko teo anoloanareo ny fanenitra, Izay nandroaka azy teo anoloanareo, dia ny mpanjaka roa tamin'ny Amorita, fa tsy tamin'ny sabatrao. na tamin'ny tsipìkanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampandehaniko teo anoloanareo ny fanenitra izay nandroaka ny mpanjaka roa tamin’ny Amorita teo anoloanareo, fa tsy tamin’ny sabatrao na tamin’ny tsipìkanao.
malagasy
Dia nampandehaniko teo anoloanareo ny fanenitra, Izay nandroaka azy teo anoloanareo, dia ny mpanjaka roa tamin'ny Amorita, fa tsy tamin'ny sabatrao. na tamin'ny tsipìkanao.