Joshua 24:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nomeko tany izay tsy nisasaranareo sy tanàna izay tsy naorinareo ianareo dia nonina tao; ary nihinana ny avy amin’ny tanim-boaloboka sy ny tanin’oliva izay tsy nambolenareo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomeko tany tsy nasainareo ianareo sy tanàna tsy naorinareo, ary monina ao, tanimboaloboka aman’ôliva izay tsy nambolenareo, ka mihinana ny vokany ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomeko tany izay tsy nasainareo ianareo, nomeko tanàna izay tsy naorinareo nefa onenanareo, nomeko tanim-boaloboka sy tanin’ôliva izay tsy nambolenareo nefa ihinananareo ny voany.»
Malagasy Bible 1865
Ary nomeko tany izay tsy nasainareo ianareo sy tanàna izay tsy naorinareo ianareo ka dia nonina tao ianareo; ary nihinana ny avy amin'ny tanim-boaloboka sy ny tanin'oliva izay tsy nataonareo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nomeko tany izay tsy nisasaranareo sy tanàna izay tsy naorinareo ianareo dia nonina tao; ary nihinana ny avy amin’ny tanim-boaloboka sy ny tanin’oliva izay tsy nambolenareo ianareo.
malagasy
Ary nomeko tany izay tsy nasainareo ianareo sy tanàna izay tsy naorinareo ianareo ka dia nonina tao ianareo; ary nihinana ny avy amin'ny tanim-boaloboka sy ny tanin'oliva izay tsy nataonareo ianareo.