Joshua 24:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, matahora NY TOMPO ka manompoa Azy amin’ny fahitsiana sy ny fahamarinana; ary ario ny andriamanitra izay notompoin’ny razanareo tany andafin’ny ony Eofrata sy tany Ejipta ka manompoa NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa matahora an’i Iaveh ary manompoa Azy amim-pahitsiana sy fahamarinana; ario ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany an-dafin’ny ony sy tany Ejipta, ka manompoa an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ihany i Josoa hoe: –Koa ankehitriny manajà ny TOMPO ka manompoa Azy amim-pahitsiana sy fahamarinana. Ario ny andriamanitra izay notompoin’ny razanareo tany ampitan’i Eofrata sy tany Ejipta, ka manompoa ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, matahora an'i Jehovah, ka manompoa Azy amin'ny fahitsiana sy ny fahamarinana; ary ario ny andriamanitra izay notompoin'ny razanareo tany an-dafin'ny Ony sy tany Egypta, ka manompoa an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, matahora NY TOMPO ka manompoa Azy amin’ny fahitsiana sy ny fahamarinana; ary ario ny andriamanitra izay notompoin’ny razanareo tany andafin’ny ony Eofrata sy tany Ejipta ka manompoa NY TOMPO.
malagasy
Koa ankehitriny, matahora an'i Jehovah, ka manompoa Azy amin'ny fahitsiana sy ny fahamarinana; ary ario ny andriamanitra izay notompoin'ny razanareo tany an-dafin'ny Ony sy tany Egypta, ka manompoa an'i Jehovah. [Eofrata]