Joshua 24:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ny vahoaka hoe: Sanatria raha hahafoy NY TOMPO izahay ka hanompo izay andriamanitra hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny vahoaka, ka nanao hoe: Lavitra anay izay handao an’i Iaveh ka hanompo andriamani-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny vahoaka nanao hoe: –Sanatria anay ny handao ny TOMPO mba hanompo andriamani-kafa!
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ny vahoaka ka nanao hoe: Sanatria raha hahafoy an'i Jehovah izahay ka hanompo izay andriamani-kafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ny vahoaka hoe: Sanatria raha hahafoy NY TOMPO izahay ka hanompo izay andriamanitra hafa.
malagasy
Dia namaly ny vahoaka ka nanao hoe: Sanatria raha hahafoy an'i Jehovah izahay ka hanompo izay andriamani-kafa.