Joshua 24:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nandroaka ny firenena rehetra teo anoloantsika, dia ny Amorita izay nonina teto amin’ny tany; koa izahay koa dia mba hanompo NY TOMPO fa Izy no Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh nandroaka ny vahoaka rehetra sy ny Amôreana nonina tamin’ity tany ity. Izahay koa hanompo an’i Iaveh fa Andriamanitsika Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
IZY no nandroaka ny firenena rehetra teo anoloantsika, indrindra ny Amôrita izay nonina teto amin’ity tany ity. Koa hanompo ny TOMPO ihany koa izahay fa Izy no Andriamanitray.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nandroaka ny firenena rehetra teo anoloantsika, dia ny Amorita izay nonina teto amin'ny tany; koa izahay koa dia mba hanompo an'i Jehovah, fa Izy no Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nandroaka ny firenena rehetra teo anoloantsika, dia ny Amorita izay nonina teto amin’ny tany; koa izahay koa dia mba hanompo NY TOMPO fa Izy no Andriamanitsika.
malagasy
Ary Jehovah nandroaka ny firenena rehetra teo anoloantsika, dia ny Amorita izay nonina teto amin'ny tany; koa izahay koa dia mba hanompo an'i Jehovah, fa Izy no Andriamanitsika.