Joshua 24:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: Tsy mahay manompo NY TOMPO ianareo; fa Andriamanitra masina Izy, Andriamanitra saro-piaro Izy ka tsy hamela ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jôsoe tamin’ny vahoaka: «Tsy mahatompo an’i Iaveh ianareo, fa Izy dia Andriamanitra masina, Andriamanitra saro-piaro; tsy hamela ny fahadisoana amam-pahotanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: –Tsy hainareo ny hanompo ny TOMPO; fa Andriamanitra masina Izy, ka tsy hahazaka ny fahadisoanareo aman’otanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josoa tamin'ny vahoaka: Tsy mahay manompo an'i Jehovah ianareo; fa Andriamanitra masina Izy, Andriamanitra saro-piaro Izy ka tsy hamela ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: Tsy mahay manompo NY TOMPO ianareo; fa Andriamanitra masina Izy, Andriamanitra saro-piaro Izy ka tsy hamela ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo.
malagasy
Ary hoy Josoa tamin'ny vahoaka: Tsy mahay manompo an'i Jehovah ianareo; fa Andriamanitra masina Izy, Andriamanitra saro-piaro Izy ka tsy hamela ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo.