Joshua 24:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Josoa tamin’ny vahoaka rehetra: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Tany andafin’ny ony Eofrata no nonenan’ny razanareo tany aloha, dia i Tera, rain’i Abrahama sy i Nahora; ary nanompo andriamanitra hafa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy i Jôsoe tamin’ny vahoaka rehetra. Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Taloha dia tany an-dafin’ny ony no nonenan’ny razanareo, Tare rain’i Abrahama sy rain’i Nakôra, ary andriamani-kafa no notompoin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka rehetra: –Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: «Tany andafin’ny ony Eofrata no niorim-ponenana ny razambenareo fahiny, izany hoe ny fianakavian’i Tera, rain’i Abrahama sy i Nahôra; ary nanompo andriamani-kafa ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josoa tamin'ny vahoaka rehetra: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tany an-dafin'ny Ony no nonenan'ny razanareo tany aloha. dia Tera, rain'i Abrahama sy Nahora; ary nanompo andriamani-kafa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Josoa tamin’ny vahoaka rehetra: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Tany andafin’ny ony Eofrata no nonenan’ny razanareo tany aloha, dia i Tera, rain’i Abrahama sy i Nahora; ary nanompo andriamanitra hafa izy.
malagasy
Ary hoy Josoa tamin'ny vahoaka rehetra: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tany an-dafin'ny Ony no nonenan'ny razanareo tany aloha. dia Tera, rain'i Abrahama sy Nahora; ary nanompo andriamani-kafa izy. [Eofrata]