Joshua 24:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mahafoy NY TOMPO ianareo ka manompo andriamanitra hafa dia hiverina Izy ka hampahory anareo sy hahafongana anareo rehefa avy nanisy soa anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mahafoy an’i Iaveh ianareo, ka manompo andriamani-kafa dia hifotitra Izy sy hampahory anareo ary handringana anareo, Izy izay efa nanao soa anareo».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mandao ny TOMPO ianareo ka manompo andriamani-kafa, dia hisapotina hampahory anareo Izy Tompo ka hahafongana anareo rehefa avy nasiany soa.
Malagasy Bible 1865
Raha mahafoy an'i Jehovah ianareo ka manompo andriamani-kafa, dia hiverina Izy ka hampahory anareo sy hahafongana anareo, rehefa nasiany soa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mahafoy NY TOMPO ianareo ka manompo andriamanitra hafa dia hiverina Izy ka hampahory anareo sy hahafongana anareo rehefa avy nanisy soa anareo.
malagasy
Raha mahafoy an'i Jehovah ianareo ka manompo andriamani-kafa, dia hiverina Izy ka hampahory anareo sy hahafongana anareo, rehefa nasiany soa.